|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Rajaonarivelo Auguste |
| Singan-teny | 2 Rajaonarivelo, 3 Auguste |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) (Anarana indrana: Auguste Rajon, Astre)
[3.1] 6 Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany. [2.314] |
| Voambolana | 7 Tantara: olona 8 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
9 Angolangolan' ny Tanora 10 Havesatry ny harena 11 Robin' Ikamadonto 12 1933 Bina 13 1958/02/27 Antananarivo miantsena 14 1959 Afon' Antongona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|